Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mihira: (hira) mt. s. (mihirà): Manao hira: Mihira ny mpianatra. • mt. p.: Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary…tohiny
Mihiratra: (hiratra) mt. s. (mihirata): Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny…tohiny
Mihirihiry: (hirihiry) mt. s. (mihirihiria): Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo,…tohiny
Mihirina: (hirina) mt, s.: Mikimpy ny maso (fiteny indrindra amin'ny olona maty). 1 h.o.: enti-milaza olona mahihitra,…tohiny
Mihiringirina: (hiringirina) mt. s.: Enti-milaza ny maso mikimpikimpy na mikimpy manao ilay antsoin'ny ankizy hoe manao…tohiny
Mihisatra: (hisatra) mt. s.: Mandeha na mamindra miadana dia miadaria: Mihisatra ers' ianao ka aiza no tsy ho diso…tohiny
Mihitika: (hitika) p.t.: Feno; henjana, mifaninjitra. tohiny
Mihitikitika: (hitikitika) mt. s. (mihitikitiha): Mandeha kingakinga er?. tohiny
Mihitrikitrika: (hitrikitrika) mt. s.: Milentika: Nihitrikitrika teo amin'ny takibany ny totohondriko. 1 Mifantsitsitra,…tohiny
Mihitsoka: (hitsoka) mt. s.: Latsaka amin'ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay.…tohiny
Mihitsokitsoka: (hitsokitsoka) p. t.: Milentika lalina, lasa lavitra. tohiny
Mihitsy: (hitsy) mt. s. (mihitsia): Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto. 1 Mandeha…tohiny
Mihitsy: (hitsy) p. mt.: Teny enti-manamafy fa marina; te-na, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao. / Tsy... mihitsy;…tohiny
Mihivingivina: (hivingiuina) mt. s.: Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky…tohiny
Mihivoka: (hivoka) mt. s.: Mifatratra, mifanety, mifanizina: Mihivoka ao amin'io trano bongo kely io izy mianakavy.…tohiny
Mihizihizy: (hizihizy) mt. s.: Mihenahena. tohiny
Mihizina: (hizina) mt. s.: Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon'ny uahoaka. ? Mihitsoka,…tohiny
Mihoaka: Mihoakoaka (hoaka) mt. s.: Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa. ~ Miezaka mafy miantso olona na mihira:…tohiny
Mihoalahoala: (hoalahoala) mt. s.: Maniry mafy ny handeha na hiteny; mitaitay: Efa mihoalahoala handeha ers' 1koto.…tohiny
Mihoatra: (hoatra) mt. p na mt. s. (mihoara): Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0255