Litera M
Mamanabana: (banabana) mt. p. (mamanabanà): Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana.
tohiny
Mamanavana: (vanavana) mt.p.: Manokatra mitanatàna be.
tohiny
Mamandambandana: (vandana) mt.p.: Mahatonga ho maramara
tohiny
Mamanditra: (vanditra) mt.p.: Mampivohitra mitsoriaka la• valava
tohiny
Mamandraka: (fandraka) mt.p. (mamandraha): Mandoaka a• min'ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka…tohiny
Mamandravandra: (vandrauandra) mt.p.: Manokatra be ny maso; mijery amin'ny maso feno hatezerana na fandrahonana.
tohiny
Mamandrika: (fandrika) mt.p. (mamandriha): Maka amin' ny alalan'ny fandrika: Mahafinaritra an'i zandry ny mamandri-borona…tohiny
Mamandrotra: (fandrotra) mt p. (mamandrota):' Mamatotra singory.
tohiny
Mamangitra: (fangitra) mt.p. (mamangita): Mamaritra
tohiny
Mamango: (vango) mt.p. (mamangoa): Mamely, mikapoka, ? Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra.
tohiny
Mamangotra: (fangotra) mt p. (mamangora): Mamadiditra.
tohiny
Mamangovango: (vango) mt.p. (mamangovangoa): Manao zavatra amin'ny ankapobeny fotsiny.
tohiny
Mamangy: (vangy) mt.p. (mamangia): Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho…tohiny
Mamankona: (vankona) mt.p. (mamankóna): Manadio hazo amin'ny vankona ho tonga malamalama tsars.
tohiny