Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mihentohento: (hentohento) mt. s.: Misentosento, mitolokoloko mitomany. tohiny
Mihentsina: (hentsina) mt. s.: Tsentsin'ny sery ny orona: Mihentsina izy fa uoan'ny sery. tohiny
Miherika: (herika) mt. s. sady mt. p. (mihereha): Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika…tohiny
Miherina: (herina) mt. s. (miherena): Miverina amin'ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin'ny andro,…tohiny
Miherohero: (herohero) mt.s.: Misalasala, sanganehana, very hevitra. tohiny
Miherongerona: (herongerona) mt s.: Mitrerontrerona, manao feo sy fiteny mampiseho hery sy hatezerana ka mampitah'otra.…tohiny
Mihetra: (hetra) mt, p. (mihetrà): Manao hetra na fehikibo: Mihetra lamba izy. tohiny
Mihetrahetre: (hetrahetra) mt. s.: Mirehareha, mieboebo, miedikedika. tohiny
Mihetraketraka: (hetraketraka) mt. s. (mihetraketraha): Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, ma-nimba…tohiny
Mihetsika: (hetsika) mt. s. (mihetseha): Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin'ny misy…tohiny
Mihetsiketsika: (hetsiketsika) mt. s. (mihetsiketseha): Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy. * Tsy…tohiny
Mihety: (hety) mt. s. (miheteza): Mitapa-bolo: Lasa nihety any amin'ny mpanety izy, tohiny
Mihevaheva: (hevaheva) mt s.: Mihantona, mikirazorazo. tohiny
Mihevihevy: (hevihevy) mt. s. (miheviheve): Mikivilivily. tohiny
Mihevingevina: (hevingevina) mt. s. na p. t.: Enti-milaza ny loha mihetsika moramora miankavia miankavanana toy ny…tohiny
Mihevitra: (hevitra) mt. p. (mi-havera): Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy…tohiny
Mihevo: (hevo) mt. s. (mihevoa): Manapoipoitra ny tany eny anaty voly mba tsy ho rendrika. tohiny
Mihezaheza: (hezaheza) mt. s. (mihezahezà): Mijoro, mitsangana, misalasala. tohiny
Mihiaka: (hiaka) mt. s.: Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony…tohiny
Mihiboka: (hiboka) mt. s. (mihiboha): Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0233