Litera M
Mihehaka: (hehaka) mt. s.: Mi-aine mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra;misanehaka.…tohiny
Mihehy: (hehy) mt. s. (miheheza): Mikaoka amin'ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany…tohiny
Mihejaheja: (hejaheja) mt. s.: Mitsaikontsaikona, miketsoketso fandeha sady toa mampiseho fahaizana.
tohiny
Mihelatrelatra: (helatrelatra) mt. s.: Mihaingo miramarama sady toa taitaitra.
tohiny
Mihelina: (helina) mt. s.: Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny uolana. • Mamangy vetivety dia…tohiny
Mihelingelina: (helina) mt. s. (mihelingelena): Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina…tohiny
Mihelohelo: (helohelo) mt. s.: Mandalondalo miserana, toa ao anatin'ny haizina: Nisy zauatra nihelohelo tao andalantsara…tohiny
Mihembitra: (hembitra) p. t.: Taitra, miontana.
tohiny
Mihemotra: (hemotra) mt. s. (mihemora): Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa…tohiny
Mihempahempa: (hempahempa) mt. s.: Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra. 1 Mikepakepaka…tohiny
Mihena: (hena) mt. s. (mihenà): Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina. ? Mihavitsy: Mihena ny mponina…tohiny
Mihenahena: (henahena) mt. s. (mihenahenà): Mandà amimpikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina. • Mangina…tohiny
Mihenatra: (henatra) mt, p.: Menatra noho ny fanajana be loatra ananana amin'ny olona iray: Mihenatra izaitsizy…tohiny
Mihendratra: (hendratra) mt. s.: Mientana, miantsambotra.
tohiny
Mihenikenika: (henikenika) mt. s.: Mikofokofoka foana, tsy misy antony.
tohiny
Miheninkenina: (heninkenina) mt. s. (miheninkenena): Misahirana amin'ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha…tohiny