Litera M
Mihavana: (hauana) mt. s. (mihavàna): Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary…tohiny
Mihavatravatra: (havatra, havatravatra) mt. s.: Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihauatrauatra ohatra ny olona mararin-javatra…tohiny
Mihavihavy: (havy, hauihauy) mt. s.: Mihantona eny anebanebany, mihevaheva. ? Very hevitra, sanganehana.
tohiny
Mihavingavina: (havingavina) mt. s.: Tsy miraharaha firy eo am-panaovan-javatra; manao kitoatoa, mosalahy.
tohiny
Mihavitravitra: (havitravitra) mt. s.: Manao zavatra tsy amim-piheverana na noho ny tsy fitandremana.
tohiny
Mihaza: (haza) mt. p. (mihazà): Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga…tohiny
Mihazakazaka: (hazakazaka) mt. s. (mihazakazaha): Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy,…tohiny
Mihazihazy: (hazihazy) mt. s. (mihazihazia): Tsy mitafy, tsy miakanjo. ¶ M.h.: Jer. Mitanjaka.
tohiny
Mihazingazina: (hazingazina) p.t.: Mivohitra mitrakitraky, mitringitringy, toy ny taolan'ny olona mahia; kaozatra,…tohiny
Mihazo: (azo) mt.s.: Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly. 1 Manohy ny dia amin'ny lalana hafa: Nihazo…tohiny
Mihazohazo: (hazohazo) mt. s,: Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo…tohiny
Mihazona: (hazona) mt. p. (mihazbna): Mitana: Mihazona akoho amin'ny tendany. • Tsy manome olona ny tokony ho…tohiny
Mihebiheby: (hebiheby) mt. s. sady mt, p. (mihebihebe): Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro…tohiny
Mihebikebika: (hebikebika) mt. s.: Mihetsiketsika, mivezivezy mankatsy mankaroa, mandeha etsy sy eroa.
tohiny
Mihebintrebina: (hebintrebina) p. t, : Mipararetra, miketronketrona,
tohiny
Mihedrahedra: (hedrahedra) mt. s. (mihedrahedrà): Mihetsiketsika, mihevingevina.
tohiny
Mihefahefa: (hefahefa) mt, s. (mihefahefà): Mihetsiketsika, mihofahofa.
tohiny
Mihefakefaka: (hefakefaka) mt. s.: Miala na miendaka amin' ny ilany iray.
tohiny
Mihefikefika: (hefikefika) mt. s.: Mihetsiketsika ka ny tapany ihany no hita mirona na miraika.
tohiny