Litera M
Mihamina: Mihaminkamina (hamina) mt. s.: Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana,…tohiny
Mihamoka: (hamoka) p.t. sady mt, s.: Tony, bonaika, tsy miraika, tsy rototra, mipetrapetraka.
tohiny
Mihampitra: (hampitra) mt. s.: Mivelona homana ny an'ny olona, manao parasy homana.
tohiny
Mihanaka: (hanaka) mt. s.: Miely eran'ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka…tohiny
Mihanankanana: (hanankanana) mt. s.: Mitsinkafona; miempo.
tohiny
Mihandrina: (handrina) mt. s.: Miankina, mipetraka, miorina: Mihandrina amin'ny vatolampy ity trano ity ka tsy atahorana…tohiny
Mihandrohandro: (handrohandro) rra. s.: Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza…tohiny
Mihandrona: (handrona) mt. s. sady p.t. (mihandràna): Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, i'i'onina: Mihandrona…tohiny
Mihanihany: (hanihany) mt. p.: Mihomehy olona, manao hehy valaka aman' olona.
tohiny
Mihanjahanja: (hanja, hanjahanja) mt, s. (mihanjahanjà): Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja…tohiny
Mihanjaka: (hanjaka) mt. s.: Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana. ¶ M.h,: Jer. Mitanjaka.Mihanta…tohiny
Mihantona: (hantona) mt. s. (mihantbna): Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy.…tohiny
Mihantsika: (hantsika) mt, s.: Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anolpana: Manambana mihants'1~ ity…tohiny
Mihantsy: (hantsy) mt. p. (mihantsia): Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin'ny tena: Mihantsy andRakoto…tohiny
Mihaodihaody: (haody na haodihaody) mt. s. (mihaodihaodia): Mivezivezy manodidina amin'ny endrika mahimahina toa mitilitily…tohiny
Mihaokaoka: (haoka na haokaoka) mt. s.: Maimay, dodona sy maimaika fa tsy mahatombina hatrany.
tohiny
Mihaolohaolo: (haolo na haolohaolo) mt. s.: Mirenireny, mihenjihenjy, mivelona any an-tany efitra.
tohiny