Litera M
Migaka: (gaka) mt. s.: Maneno. (th,o.: Mitaraina. - F.-p,; Voa vao migaka: tratra na vaky am-batolampy ny ratsy…tohiny
Migalahina: (galabina) p.t.: Tsy misy mpanelingelina, miadana tsara, milamina tanteraka: Migalabina erY aho eto…tohiny
Miganagana: (ganagàna) mt. s.: Miantso ny vorombazaha.
tohiny
Migaona: (gaona) mt. s.: Midona, mipaika. - F, p,: Migaona ny uarauarana: misy feo re amin'ny fivoahan'ny varavarana…tohiny
Migararana: (gararàna) mt. s.: Midina, migororoana, izany hoe mandeha be.
tohiny
Migaringana: Teny tanora azo anolona ilay teny hoe midegany.tohiny
Migedragedra: (gedragedra) mt, s. na p. t.: Tsy voafehy mafy ° fa malaladalaka, migoragora.
tohiny
Migedrogedro: (gedrogedro) mt. s,: Mitaraindraina sady mingonongonona.
tohiny
Migeja: (geja) mt.: Mifehy mafy amin'ny tady toy ny migehy fa mafimafy kokoa indray: Ketraho kely ny fehikibon'io…tohiny
Migenagena: (genagena) mt. s,: Mamintina tsara tsy avala higoragora. • Mitondra amim-pitandremana fatratra: Migenagena…tohiny
Migeragera: (gara) mt. s.: Tsy tsara fatotra fa migoragora.
tohiny
Migidrogidro: (gidrogidro) mt. s, na p, t.: Enti-milaza feonjavatra mifampikasoka mafy ka midilotra be.
tohiny