Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mamahotra: (vahotra) mt.p. (mamahora): Mampitahotra, m ampivadi-p o. tohiny
Mamahy: (fahy) mt.p. (marnahaza): Manatavy. tohiny
Mamaika: (vaika) mt.p. (marnaikà): Manàtrana: Mahay mamaika basy ve ianao? tohiny
Mamaingavainga: (vainga) mt, p.: Mandidy hena atao vaingany lehibe. tohiny
Mamaingoka: (faingoka) mt.p.: Manao izay hampifaraingo na hampibaraingo. tohiny
Mamaitra: (fit.-p.) mt.: Mitera-ka. tohiny
Mamaivay: (vaivay) p.t.: Mirehidrehitra. / h. o.: Manaintaina, manombotrombotra. tohiny
Mamaka: (faka) mt.p. (mamakà): Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony. tohiny
Mamakafaka: (faka) mt.p. (mamakafakà): Manontany mba hamotopototra; mandfnika; manadihady. tohiny
Mamakitratra: (traira) a: Halavan-drefy mitovy amin'ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin'ny sasaky ny tratra…tohiny
Mamaky: (vaky) mt.p. (marnakia): Manapotika zavatra amin'ny fandi)nana azy aminjavatrahafa na amin'ny fanatontàna…tohiny
Mamala: (vàla) mt.p. (mamalà): Manisy fefy manodidina. tohiny
Mamalana: (vàlana) mt.p. (mamalàna): Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan'ny maty ny oiona,…tohiny
Mamalavala: (ualauala) mt p. (mamalaualà): Manakipilipily valavala. / Mamangovango. •Mamafy (valy) mt.p. (marna-lia):…tohiny
Mamalifaly: (faly) mt.p. (mamalifalia): Manao izay haharavoravo, h ah amir amir ana ; mahavery dia, manambitamby.…tohiny
Mamalona: (valona) mt.p. (mamalôna): Mamoritra (zavatra) atao milamina tsara: Marnalona ny fitafiany fentiny miangona…tohiny
Mamalongana: (valongana) mt p. (mamalongàna): Man ao antontany. ? Mivarotra ambongadiny. tohiny
mamaly: (valy) Manome valim-panontaniana. Mamerina (Mamaly hatezerana, mamaly faty)tohiny
Mamamama: a: Feo re, toy ny an'ny rivotramifofofofo any anaty hazo, na ny riana misasasasa. * t.Lf.: Mimamamama,…tohiny
Mamana: (fana) mt.p. (marnanà): Mitanika indray ny hanina efamasaka fa nangatsiaka: Maman vary mangatsiaka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122