Litera M
Mifokatra: (fokatra) mt. s. (mifokara): Miseho, miseho andro: Nifokatra tampoka ny fahavalo. / Lasa izy uao nifokatra…tohiny
Mifokofoko: (fokofoko) mt. s.: Mitomany mafy ka efa ahovitrovitry ny tomany mihitsy ny tena.tohiny
Mifololotra: (fololotra) mt. s. na p. t.: Enti-milaza zavatra toy ny setroka mivoaka mibosesika avy amin'ny toerana…tohiny
Mifona: (fona) mt s. (mifon?): Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin'ny ratsy nataoko aho,…tohiny
Mifona: (fona) mt, s.: Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo…tohiny
Mifondrofondro: (fondrofondro) mt. s. (mifondrofondroa): Mangataka mafy, mitalaho, miambezo, mitampesona.tohiny
Mifongatra: (fongatra) mt, s. (mifongara): Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho.tohiny
Mifongofongo: (fongofongo) mt. s. (mifongofongoa): Misafoakan'ny hatezerana. ? Mifofotra miasa, miezaka fatratra.tohiny
Mifonitra: (fonitra) mt. s.: Mivonona tsara hanao zavatra ilana fanenjanan-tsaina (jar. Misikim-ponitra).tohiny
Mifono: (fono) mt. s (mifonosa): Mirakotra manontolo: Nifono t'y mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady.tohiny
Mifonoka: (fonoka) mt. s,: Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka.…tohiny
Mifontina: (fontina) mt. s. (mifontena): Miverina mba hamely indray, miverina, mifotitra: Nifontina ireo dahalo…tohiny
Mifora: (fora) mt s.: Voadidy foitra: Amin'ny foko sasany, tsy miditra ao am-pasan-drazana ny lehilahy tsy mifora.…tohiny
Miforetaka: (foretaka) mt. s. (miforetaha): Mihosina zavamaloto: Niforetaka tamin' ny akanjoko ilay fotaka.
tohiny