Litera M
Mifinjifinjy: (finjifinjy) mt, s.: Mivihivihy: Misy maharary an'ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy er? izy rehefa…tohiny
Mifintina: (fintina) mt. s. (mifintina): Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana. 1 Tery…tohiny
Mifitra: (fitra) mt. s. (mifira): Mamaoka ny loto amin'ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin'ny alalan'ny…tohiny
Mifitsaka: (fitsaka) mt, s. (mifitsaha): Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny uolon-doha raha lena. / Mifitsaka ny…tohiny
Mifizofizo: (fizofizo) p.t.: Lava mitezotezo.tohiny
Mifody: (fody) mt. s. (mifodia) : Miverina amin'ny tompony voalohany, amin'ny mpivarotra nividianana azy: Ny…tohiny
Mifofo: (fofo) nit p. (mifofoa): Mamorom-pikasana ratsy hamono, hamely: Hatry ny ela no efa nifofo azy Ra-koto,tohiny
Mifofofofo: (fofofofo) mt. s.: Mandrivotra fatratra. 1 h.o.: Miasa, miezaka mafy.tohiny
Mifofoka: (fofoka) mt. s,: Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy.tohiny
Mifofotra: na Mamofotra (fofotra) mt. s. (mifofora, mamofora): Mampandeha ny tafc forana: Tsemboka ery Rakoto rehefa…tohiny
Mifoha: (foha) mt. s. (mifohaza): Taitra amin'ny torimaso: Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha.…tohiny
Mifohafoha: (fohafoha) mt. s.: Misehoseho, mitsangantsangana (fiteny indrindra amin' ny volo): Nifohafoha volo ilay…tohiny
Mifohehatra: (fohehatra) mt. s.: Idiran-doza, mahita angano: Nifohehatra ny zanako tamin'ny nataonao,tohiny