Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mifentsahona: (fentsahona) p. t.: Mikainkona, mikarainkona, miketrona, mifendrotra: Nifentsahona ny hoditr'ilay antidahy…tohiny
Mifenty: (fenty) p.t.: Kinga, mahay miteny, miangesongeso fiteny.tohiny
Miferinaina: (ferinaina) mt. s.: Mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin'ny tena…tohiny
Mifeta: (feta) p.t.: Marihitrana madity toy ny feta na fotaka.tohiny
Mifetaka: (fetaka) mt, s. (mifetaha): Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin'ny vatan'ny fiarakodia ny fotaka.tohiny
Mifetoka: (fetoka) mt. s. (mifetoha): Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra…tohiny
Mifetra: (fetra) mt. s.: Misy fetrany: Mifetra ny hafaliana rehetra eto an-tan y.tohiny
Mifetsaka: (fetsaka) mt. s, (mifetsaha): Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony. 1 Mivarina; mihazakazaka…tohiny
Mifetsy: (fetsy) mt. s. (mifetse): Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy.tohiny
Mifezafeza: (fezafeza) p.t.: Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza er? ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra…tohiny
Mifezaka: (fezaka) mt. s. na p. t.: Fisaka: Mifezaky ny hanoanana izany ny kiboko.tohiny
Mifia: (fia) mt. s.: Voafihina mafy ao anaty tanana.tohiny
Mifiaka: (fiaka) mt. s.: Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany. ? F.-p.:…tohiny
Mifidy: (fidy) mt. p. (mifidiana): Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako. 1tohiny
Mifihifihy: (fihifihy) mt. s.: Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin'ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba…tohiny
Mifihina: (fihina) mt. s.: Voageja, migeja.tohiny
Mifihitra: (fihitra) mt. s. (mifihira): Mifikitra: Mifihitra amin'ny hazo ny vahy. 1 Mikely aina, milozoka, mikezaka:…tohiny
Mifikitra: (fikitra) mt. s. (mifikira): Misarangotra: Mifikitra amin'ny hazo ny vahy.tohiny
Mifindra: (findra) mt. s. (mifindr?): Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy auaratra ry Dadatoa mianakavy.…tohiny
Mifingafinga: (fingafinga) mt. s.: Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0242