Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mifamotoana: (fotoana) mt, pf,: Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androony, nefa tsy tonga izy. / Mifamotoana…tohiny
Mifamp-: Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana mt, p, milaza fifamalian'asa tsotra raha mt,…tohiny
Mifampaka: (aka) mt, s,: Enti. milaza olona roa, ka ny iray maka ny anankiray hafa, ary ity faharoa maka ilay voalohany,tohiny
Mifampam-: Mifampan: Tovo. na fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin'olona, ho an'ny mt, tso. tra manomboka…tohiny
Mifampisakambina: (sakambi. na)' mt, pf.: SamY mamihina ny vatan'ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan'ny iray ataony ao…tohiny
Mifampitakona: (takona) mt, pf.: Mifampitondra (kilalao ataon'ny ankizy izay mifam. pitondra amin'ny tehina bao),tohiny
Mifana: (fana) mt, s, (mifand): Mikombona manao mafana tsara raha vao avy tera-bao mandritra ny tapa-bolana…tohiny
Mifanahaka: (tahaka) mt, s,: Enti-milaza zavatra roa mitovy: Mifanahaka ireto sary roa ireto,tohiny
Mifanahantsahana: (tahaka) P. t.: Sahalahala,tohiny
Mifanaiky: (aiky) mt. pf. (mifaneke): Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady.…tohiny
Mifanaizana: (aizana) mt, pf.: Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray…tohiny
Mifanakona: (takona) mt, pf, (mifanakdna): Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra…tohiny
Mifanambina: (ambina) mt. Pf : Mitondra soa ho an'ny ankilany avy ny fiarahan'ny roa tonta: Nifanambina izy mivady…tohiny
Mifanamby: (tamby) mt, s.: Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vo-la an'ilay mandresy: Nifanamby…tohiny
Mifanandrify: (tandrify) mt.s.: Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin'ny sakafo. 1 Mifanentana:…tohiny
Mifanandro: (andro) mt. pf (mifanandroa): Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana…tohiny
Mifanantitra: (antitra) mt.s.: Samy ho tratran'ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko.tohiny
Mifanaraka: (araka) mt pf. (mifanaraha): Tsaramiaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao, 1 Manapakevitra…tohiny
Mifanarakaraka: (araka) p. mt.: Mifampitohy tsy misy elanelany: Fety roa mifanarakaraka / Zaza roa mifanarakaraka.tohiny
Mifanaretsaka: mt. s. (mifanaretsaha): Mandeha maro mitsoriaka etsy sy en). ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny;…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0212