Litera M
Midridridridry: (dridridridry) mt, s.: Mitarafndraina noho ny aretina: Midridridrldry mandritra ny alina io marary io,…tohiny
Midridroka: na Midridrodridro (dridroka) mt. s,: Midilotra, mamoaka feo mam-Panglntsinglntsina ny nify na ny sofina:…tohiny
Midrikina: (drikina) mt. s, (midrikina): Manohitra an-kate. zerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy !zy raha vao…tohiny
Miebana: (ebana) mt, s,: Mitondra lamba mirefarefa toY ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona…tohiny
Mieboebo: (ebo) rat, s, (miebo. eboa) : Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka:…tohiny
Miedikedika: (edika) mt. s,: Ma. namboatra fandeha mampi. seho fireharehana.tohiny
Miedinedina: (edinedina) sady mt. s,: Mirehareha amin'ny fihetsehana toa mi. soneninenika, indrindra raha misy zavatra…tohiny
Miefokefoka: (efoka) mt, s; Misafoakan-katezerana miha. ro avona.tohiny
Miefonefona: (efona) mt. s. sady p.t.: Sempotsempotra, tsy avy miaina.tohiny
Mielakelaka: (eiakelaka) mt, s,: Entl-milaza zavatra mienda. ka araka ny flzarazarany fisaka sy manify,tohiny
Mielanelana: (elaneiana) rat, a,: Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao. / Nielanelana roa volana ny…tohiny
Mielatra: (elatra) rat, s.: Miso. katra, mihefahefa (tahaka ny lambam3aravaran-kely tsofin'ny rivotra),tohiny
Mielatrelatra: (elatrelatra) mt, s,: Enti-milaza olona nibono. ka tao anaty lamba ka mana. kifika io lamba io, misehoseho…tohiny