Litera M
Midonanaka: (donanaka) mt. s,: Mitanaka foana tsy miasa: Axa midonanaka foana eo ia. nao, ry Koto, fa ndeha mia_…tohiny
Midonendrina: (donendrina) mt, s, na P.t.: Miseho ho donto saina nefa donga vatana.tohiny
Midongaingy: (dongaingy) p.t.: Fohy tenda, fohy vozona,tohiny
Midongy: (dongy) mt, s, (midongia): Mitokona tsy mety manao na tsy mety mande. ha: Nidongy tsy nety nihi. nan-kanina…tohiny
Midoraraka: (doraraka) mt, s,: Midonana-poana, manary andro foana, miriorio foana.tohiny
Midorehitra: (dorehitra) p.t.: (izay matetika ialohan'ny teny hoe mena): Mena mivaivay.tohiny
Midoroboka: (doroboka) p.t.: Maniry tsars be ravina sady maitso: Midoroboka tzaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika…tohiny
Midoroka: (doroka) mt, a, (midoroha): Mimamomamo: I-saky ny midoroka Rabe, ml. ferinaina ny uady aman.jana_ ny.tohiny
Midradradradra: (dradradradra) mt, s. (midradradradrd): Miklakfaka, miantsoantsoi Ada. la ve lanao no midradradra. dra…tohiny
Midradraka: (dradraka) mt, s. (midradraha): Mlantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha uao na_ hita…tohiny
Midraiko: (draiko) mt, s.: Mandeha na mamindra mananosarotra: Efa midraiko er? ir? lahiantitra mankatj' amintsi?…tohiny
Midrakadraka: (drakadraka) mt, s.: Mitondra drakadraka miariaika,tohiny
Midredridredry: (dredridredry) mt. Mitaraindraina, mito. manimany na mikonetaka la-va: Loza raha hidredridredry id zaza…tohiny