Litera M
Midabofoka: (dabofoka) p.t.: Mianjera indray miantoraka: Nidabofoka ilay omby: hay izy io efa narary hatrany antsaha,tohiny
Midaboka: (daboka) mt, s, (mi. daboha): Mianjera, miletsy, raya: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra, /…tohiny
Midadadada: (dada) mt, s,: Miteny miahotrahotra: Mbola zozo midadadada ny zanak' i Vao.tohiny
Midadasika: (dadasika) p.t.: Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina, ? M.h,: Midadasika, malalaka,…tohiny
Midaindaina: (daindaina) mt, s,: Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahaua. ratra,…tohiny
Midaingidaingy: (daingidaingy) mt, s.: Mandeha mivembena toa mila hianjera toy ny zaza vao miana-mandeha,tohiny
Midakadaka: (dakadaka) mt, s,: Mibakabaka rehefa mandeha,tohiny
Midalaboboka: (dalaboboka) mt. s,: Mianjera mafy, 1 Tsy mahahetsika, ~ Mandeha mi. araka betsaka,tohiny
Midanadana: (danadana) mt, s, sady p.t.: Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Raha ta handeha ianao, tsy manakana…tohiny
Midananaka: (dananaka) mt, s,: Mitomoe-poan, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona,tohiny
Midanesaka: (danesaka) mt, s,: Mandeha tsy miraidraika; mamindra miadana sy miresaresa,tohiny
Midangana: (dangana) Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin'ny vary azon'ny mbola misy ray volana…tohiny
Midanidany: (danidany) p.t.:tohiny
Midanika: (danika) mt, s,: Ma. hamay sady manempotra: Midanika ny halnandro, 1 Manafana tans eo akaikin' ny afo,…tohiny
Midanoka: (danoka) mt, s,: Mandeha mamindra miadana ary toa miaingitra, ? Miteny am-piangentsanana,tohiny
Midaondaona: (daondaona) mt, s,: Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avo. navon'olona,…tohiny