Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miborera: (borera) mt, s. (mi_ borer?): Mivaroraka, migorera, mitsikamokamo: Niborera Rabe rehefa mtasa ka tsy…tohiny
Miboresa: (boresa) mt, s. (mi. boresd): Mitaredretra, mita. vozavoza, milasilasy: Aza miboresa re, ry Koto, fa…tohiny
Miboretaka: (boretaka) mt, s, (miboretaha): Mipetraka mitsotra amin'ny tany tsy maharay tena.tohiny
Miboridana: (boridana) mt s, (miboriddna): Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re lty latabatra…tohiny
Miboroaka: (boroaka) mt, s,: Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika, 1 Mivoaka avy ao…tohiny
Mibororoaka: (bororoaka) mt, s.: Enti-milaza rano mande-ha be dia be tsy azo ajanona; ran'orona tsy azo tampenana,tohiny
Miborosy: (borosy) mt, p, sady mt. a,: Mitovy amin'nY manaborosy: Miborosy ny kiraron-dratny i Solo, ?Faohana…tohiny
Miborotsaka: (borotsaka) mt s, (miborotsaha): Mitambo. tsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely…tohiny
Mibory: (bory) mt, s,: Mitapaka: Zazavavy mibory volo no hitako teo fa tsy lava vo. 10 akory, Nihety volo ho…tohiny
Mibosasaka: (bosasaka) mt, s,: Enti-milaza rano mandeha be dia be toa misasasasa,tohiny
Mibosesika: (bosesika) mt.s. (miboseseha): Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery,tohiny
Mibotanaka: (botanaka) Be kibo, be roroha,tohiny
Mibotetaka: (botetaka) mt, s, (mibotetaha): Mipetraka a. amin'ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka…tohiny
Mibotitaka: (botitaka) p.t.: Mi. tovy amin'ny Botitaka.tohiny
Midababaka: (dababaka) p.t.: Fano morona, tondraka, tsy anerany, mihoa.pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin'ny…tohiny
Midabadaba: (dabadaba) mt, s.: Manatsikobana rano amin'ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano,…tohiny
Midabaka: (dabaka) mt, s,: Safotra ao anaty rano, milentika anaty rano: Midabaka ao anaty vilany ny fotsimbary,tohiny
Midabbka: (dabbka) mt, s, (mi. dabbfa): Mamoaka feo mi_ doboka,tohiny
Midabebaka: (dabebaka) p.t.: Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin'io tovolahy io, ? M,h,: Belaka, tasitasy,…tohiny
Midaboboka: na Miandaboboka (daboboka) mt, s, (midoboboha, miandaboha): Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0235