Litera M
Malandy: Malandilandy p.t.: Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory. / Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo.…tohiny
Malaza: (laza) p.t.: Fantatr' ol o-na betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritanyingahyRabehevitra…tohiny
Malazo: (lazo) p.t.: Mains, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony: Nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao…tohiny
Malefaka: (lefaka) p.t: Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka ery ny tanan-jazakely. • Malemilemy: Feo malefaka…tohiny
Malefolefo: (lefolefo) p.t: Milejolejo toy ny tapaka, na tsy hahazaka: Malefolefo ny bararata
tohiny
Malemilahy: a: Anaran-kazo, izay atao koahoe Maroavolona.
tohiny
Malemiloha: a: Trondron-dranomamy vao nampidirina teto, mitovitovy amin'ny tilapia; matsiro fatratra ny nofony.…tohiny
Malemy: (lemy) p.t: Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry n9 zaza ? Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka:…tohiny
Malezolezo: (lezolezo) p.t.: Sady lava no manify.
tohiny
Malia: Marefo, makiana. ? F.-p.: Malia voua: haingampamaly, maila-bava. Malikiliky (likiliky) p.t: Sosotra,…tohiny
Malila: (iilo) p.t.: Dombo; leo, boboka, tsy tia intsony. Malina (lino) p. t: Mitsinjo ny ho avy ka misoroka…tohiny
malina: Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra…tohiny
Malo: p. t: Saro-tahotra na saro-kenatra, voatanan'ny henamaso na ny tahotra. - t.i.f: Mimalo, fimalo, mpimalo…tohiny
Maloiloy: (loiloy) p.t: Ta handoa, maivivy, misalebolebo. 1 h.o.: Tsy tia: Maloiloimpihavanana Maivivy.
tohiny
Maloka: (aloka) p.t.: Misy aloka, tsy azon'ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka. 1 Manjombona, be rahona:…tohiny
Malonilony: (lonilony) p. t.: Ma-nana endrika tsy faly ka miketrona be ihany ny tarehy, halavaina ny molotra, toa…tohiny