Litera M
Mibolangina: (bolangina) Dongadonga salama sy matanjaka,tohiny
Mibolasitra: (bolasitra) mt, Sandra zavatra malama ka tsy mahafikitra ny tongotra ka mikorisa mampianjera. ? M.h.:…tohiny
Miboletaka: (letaka) mt, a,: Miletsy: Niboletaka ny tafo dia nirodana ilay trano bon-go kely.tohiny
Miboletaleta: (letaleta) mt.s. (miboletalet?): Mamindra miresaresa toy ny ganagana,tohiny
Mibolidy: (bolidy) mt, s. (mibolidia): Mitsoaka mandositra, ? Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy…tohiny
Mibolila: (bolila) mt, a,: Miboilsatra kely: Nibolila tetsy an. tokotany aho ka saika ni. ar?iera raha tsy nahafikitra…tohiny
Mibolisatra: (bolisatra) mt. s, (mibolisara): Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongo_ tro…tohiny
Mibolobolo: (bolobolo) mt, s,: Misavoritaka (raha miteny ny volo). ~ Misy volo: Mibo. lobolo ny ranJon'iny uehiva.…tohiny
Mibolofotra: (bolofotra) mt. s,: Misesy tay miato (setroka).tohiny
Mibonanaka: (bonanaka) p,t,; Enti-milaza ny olona miadana botrefona, matavy,tohiny
Mibonenika: (bonenika) Enti-milaza olona mipetrapetraka malemy paika, ? M,h Mibonaika,tohiny
Mibontana: (bontana) p.t.: Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mi. bontana eo amin'ny hatoky ny…tohiny
Mibontsina: (bontsina) p,t, sa. dy mt. s,: Mizihitra: Efa ni. bontsina ve ilay baolina? 1 h.o,: Mihalehibe kibo…tohiny
Miborabora: Mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny Borabora,tohiny
Miboraka: (boraka) mt, s,: Mi. vaha: Niboraka ny entana mandra.pahatonga tany antrano, ? Miseho miharihary: Niboraka…tohiny
Miboraraka: (boraraka) mt, s,: Enti-milaza rano miraraka ka mitosaka sy mitobaka be.tohiny
Miboredika: (boredika) mt. Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa…tohiny