Litera M
Mibobaka: (bobaka) p,t, sady mt, s,: Mivonto na mizihitra makadiry: Nibobaka ny tongony taorian'ny niartjerany,tohiny
Mibobobobo: (bobobobo) mt. s,: Mifioka (toy ny rivotra) 1 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy,tohiny
Miboboka: (boboka) mt, s, (miboboha): Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo.drano tany amin'izay nalehany…tohiny
Mibodika: (bodika) mt. P. (mibodeha): Mampifangaro be misafotofoto. M.h,: Mampisafotofoto, mansafotofoto, manafotofoto,…tohiny
Mibodo: (bodo) mt, p, (mibodoa): Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin'olona, 1 Mikiry, mana di-do. ha: Mibodo…tohiny
Miboeriboerika: (boeriboerika) mt, s,: Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana.tohiny
Mibofoka: (bofoka) mt, s,: Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: A-sa…tohiny
Mibohaboha: (t, tr,) p.t.: Somebiseby,tohiny
Mibohaka: (bohaka) p.t.: Mibontsina ho ngeza, misavovona be: Mibohaka be ireto sesi-kidoro fretta, 1 Migaragara…tohiny
Mibohihy: (bohihy) mt, s $y mt, p, (mibohihiza): Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy…tohiny
Mibohika: (bohika) mt. s.: Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimb?va: Mibohi. ka amin'ny heviny Rakoto ka…tohiny
Mibohitra: (bohitra) mt, s, sy mt, p, (mibohira): Mibontsina, mivohon.tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra…tohiny
Mibohy: mt. p, (mibohiza): Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Ranga_ hy tty,…tohiny
Miboiboika: (boika) mt. s. (mi. boiboiha): Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Mi. sy loharano miboiboika avy…tohiny
Mibokeobokeoke: (Ski)(bokeo. ke) mt, s,: Enti-milaza ny olona na ny biby kenda ka manolanolana ny tendant' hafahafa…tohiny
Mibokftra: (bokitra) p.t.: Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibo. kitro.…tohiny
Mibokoboko: (bokoboko) sady mt. s,; Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny…tohiny