Litera M
Mibibibiby: (bibibiby) mt, s,: Manao zavatra amin.kasahian izaitsizy,tohiny
Mibidibidy: (btdibidy) mt, s,: Mihevitrevitra, misaintsaina, 1 Manao mosalahy, minaikanaika,tohiny
Mibidibidy: (bidibidy) mt, s,: Maniry,tohiny
Mibifona: (bifona) mt, s,: Man-dao, miala, mitsipaka, mandositra. ? M,h,: Jar. Mandositra ? Lositra,tohiny
Mibilaotra: (bilaotra) mt, s,: Misobilaka ka tsy mandeha amin'ny mahitsy tokony halehany. ? M.h.: Miviona, mibirioka…tohiny
Mibinabina: (binabina) p.t.: Mivonto somary malemilemy toa mizihitry ny rivotra, ? M,h,: Mivonto, mibontsina, mibontana,…tohiny
Mibinaka: (binaka) mt, $,: Mivonto: Loza fa indray alma ihany dia nibinaka ilay ton. gotr'Isambilo nokekerim-bi.…tohiny
Mibirioka: (birioka) mt, s,: Mivily any amin'ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka…tohiny
Mibiririoka: (biririoka) mt, s,: Fandalovam-peo amin'nY molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka…tohiny
Mibisioka: (bisioka) mt, s,: Mivily lalana: Mibisioka loatra ny teninao, / Nibisioka tamin'ny nikendreny azy ilay…tohiny
Mibitaka: (bitaka) mt, s, (mibttaha): Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin'ny fihetsehana…tohiny
Mibitsika: (bitsika) mt, s, (mibitsiha): Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon'ny hafa, ? M,h,: Mambitsika,…tohiny
Mibo: (bo) mt, s,: Mipoaka mafy; mandefa feo lavais-va na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany?…tohiny
Mibo: (bo) mt, s,: Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zauona, 1 Entimilaza olona miely patrana:…tohiny
Miboadaboada: (boadaboada) mt, s,: Miteny misafotofoto, miboredidredika,tohiny
Miboalaboala: (boalaboala) p, t.: Mifanety, mifanizina, mikitroka: Kirihitr'ala miboalaboala,tohiny