Litera M
Mibaraingo: (baraingo) p.t.: Miolikolika, miolanolana,tohiny
Mibarara: (barara) mt, s,: Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina:…tohiny
Mibararaka: (bararaka) mt, s.: Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin'ny vava, ? M,h,:…tohiny
Mibararaka: (bararaka) p.t.: Mifantsitsitra be,tohiny
Mibarareoka: (barareoka) mt, s,: Enti-mllaza ny feon'ny ondry manant).tohiny
Mibarera: (barera) mt, s, sady p.t.: Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo !zay,…tohiny
Mibareraka: (bareraka) p.t.: Miroraka, mivaroraka (na arabakiteny na an'ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao,…tohiny
Mibaribary: (baribary) mt, s, na p.t.: Miseho tsy misy miafina na kely aza.tohiny
Mibebaka: (bebaka) mt, s, (mibebaha): Miaiky ny hadisoana mitais. / Mifona, manga. ta-pamelana: Mibebaka aminao…tohiny
Mibedabeda: (bedabeda) mt, p,: Mandrairay zavatra, izay fihimpihinina ary avadibadika, ? M,h,: Mamonjafonja,tohiny
Mibedibedy: mt. p, (mibedibede): Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpt-, asa…tohiny
Mibehambehana: (behana) mt, s,: Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Vo_ alohany…tohiny