Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miantsavily: (antsavily) mt, s,: Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin'ny varavaran'ny…tohiny
Miantsena: (tsena) mt.p. (mian. tsen?): Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny,tohiny
Miantsinanana: (atslnanana) mt, s,: Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hita. nao ve ny nandehanan'ireny olona telo…tohiny
Miantso: (antso) mt, p, (miantaoa): Mai sy anarana: Moto no niants( .na azy fony kely, 1 Mamort olona mba hana.…tohiny
Miantsoantso: (antso) mt, a,: Miteny mafy, milelalela, il M,h,: Miteny mafy, milelalela, manao lela miakatra, manao…tohiny
Miantsoarivo: a,: Enti-milaza ny zanak'omby vao mitrena sy mlhantsy ady ; vantotr' ombalahy liana ady,tohiny
Miantsoavaly: (soavaly) mt, P. (miantsoavalia): Mitaingina soavaly, mitaingin-javatra ohatra ny mitaingin-tsoavaly,tohiny
Miantsona: (antsona) mt, s,: Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay laka. nay noho ny rivotra, 1 Mijanona,…tohiny
Miantsoroka: (soroka) mt, p, (miantsoroha): Mandray ho adidy, miandraikitra: I Be. van no niantsoroka ny fam. pianarana…tohiny
Miaoriana: (aoriana) mt, s,: Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaorlana fa mety hisy loza eto aloha, ~ Tsy manondro…tohiny
Miapanapana: (apanapana) mt, s,: Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezlvezy atsy' sy ary na noho ny haizina na…tohiny
Miapoka: (apoka) mt, s.: Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an.daiambe izy noho ny harerahany be loa.…tohiny
Miarahaba: (arahaba) mt, p, (miarahabd): Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatm dia miarahaba ny mpam_ pianatra,…tohiny
Miaraka: (araka) mt, s, (miaraha): Tsy misaraka: Miaraka foana Rasolo sy Rabe, ? Miray amin'ny: Aza miaraka amin'ny…tohiny
Miaramila: a,: Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin'izany amin' ny ganarana…tohiny
Miarana: (arana) m, s.: Mihantahanta, miangentsana; manaran-tena.tohiny
Miarina: (arina) mt, s. (miare. na): Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina…tohiny
Miaritra: (aritra) mt, p. (miareta): Mizaka izay mahazo: Mi. arltra ny hanoanana, 1 Mihafy sy mitozo amin'ny fahasahiranana…tohiny
Miaro: (aro) mt, p. (miarona): Manao Izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin'…tohiny
miasa: Jer. [asa], manao asa, mamelon-tena, mitady volatohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0222