Litera M
Miantatafoka: (tatafoka) mts,: Potraka mivalandotra amin' ny tanY,tohiny
Miantefa: (antefa) mt,s,: Mian. jera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin'ny rano…tohiny
Miantehitra: (antehitra) mt, s. (miantehera): Miankina a. my,,,, matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay ra. haraha…tohiny
Miantitra: (antitra) mt,s,: Ma. naraka hatramin'ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy Io kilema to raha tsy…tohiny
Miantoana: (antoana) mt s,: Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin'ny indimy miantoana…tohiny
Miantofina: (toftna) mt, c,: M'i. anjera, potraka amin'ny tany ka mitontona,tohiny
Miantoka: (antoka) mt, p, (mi. antoha): Milaza ny tena ho tompon'andralkitra momba ny zavatra Iray raha very na…tohiny
Miantombina: (tombina) mt, p,: Mianjera mivaroraka eo am-pitoerana.tohiny
Miantomboka: (tomboka) mt. P.: Rafitra: Niantomboka niasa izy raha uao avy noka. barin.drainy, ~ Miandoha: Miantomboka…tohiny
Miantonta: (antonta) mt, s,: Mianjera, midaboka, potraka, ? h,o,: Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra…tohiny
Miantontona: (tontona) mt, s,: Midona mafy amin'ny tany,tohiny
Miantoraka: (antoraka) mt, s, (miantoraha): Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin'ny hafa: Vao tonga izy dia…tohiny
Miantra: (antra) rit. P. (miantrĂ ): Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy,tohiny
Miantraika: (traika) mt, s,: Mi_ clona amin-javatra ao ambany ka mihilangilana,tohiny
Miantraitraika: (traika) mt, a,: Mian,ierazera, ~ h,o,: Manakiana lava izao,tohiny
Miantrano: (trano) mt, s, (mi_ antranoa): Miditra ao an-trano: Miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tan?-misy…tohiny
Miantsambotra: (antsambotra) mt. Mitaambikina, miantoraka:Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao,tohiny
Miantsampy: (antsampy) mt, s, (miantsampaza): Mitsambikina amin'ny,.,: Niantsampy teny amin'ny tompony ilay alika,…tohiny