Litera M
Miakatra: (akatra) mt, s, (mia. kara): Miala amin'ny toerana ambany ka mandeha mankamin'ny avoavo kokoa: Hiakatra…tohiny
Miakoriasa: (akoriasa) mt s,: Miahanahan, miroahana, misalasala,tohiny
Miakotso: (akotso) mt, s,: Misy sisiny vita haingo: Ohatra ny miakotso volamena izany lamban.ditanona izany,tohiny
Miala: (ala) mt, a, (miald): Manala amin'ny tena: Miala tsiny, miala satroka, ? Afaka: Tsy mety miala fo pentina…tohiny
Mialahilahy: (ialahy) mt. s,: Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra,tohiny
Mialakaforo: (alakaforo) mt, s,: Mikiribiby: Mialakaforo izy raha manao zauatra,tohiny
Mialanalana: (alanalana) mt. s,: Mihataka, tsy mikasika, mi. tokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin'io raharaha…tohiny
Mialikalika: (alika) mt. s.: Manao toetra na fiainan'alika, ratsy toetra, ratsy fiaina,tohiny
Mialikalika: (alika), mt.s.:Miangentsangentsana, sarotsarotiny.tohiny
Mialina: (alina) mt, s,: I (mt. p.t-j. ialinana, fialinana): 1) Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina…tohiny
Mialjmbolo: (alimbolo) mt, s,: Miotrika ao anaty lavaka: Akondro masaka ifotony ue itony anao itony? ? Tsia, a_…tohiny
Mialo: (alo) mt, p,: Mitondra hafatra: Moa ue efa nisy nia-Io ria tenin'ny Filohan'ny Nosy? 1 Manatsoboka ao…tohiny
Mialoha: (aloha) mt, a, (mia_ lohava): Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina, ? Mahery fandeha, lasa aloha:…tohiny
Mialoka: (aloka) mt, s, (mialo_ fa): Maka toerana eo amba. ny zavatra iray izay miaro ny tena amin'ny hainandro…tohiny
Mialokaloka: (aloka) mt, s,: Mi. aloka amin'ny hainandro: Hadalana ny mialokaloka amin'ny hazo tsisy ravina, 1 h.o.:…tohiny
Mialona: (alona) mt, p, sady Malahelo noho ny soa azon'ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manama. nana…tohiny
Miambakavaka: na Miamba. kambaka (ambakambaka) mt, s.: Miambatrambatra na miakanakana eo am.pitenenana: Miambakauaka…tohiny
Miambalambala: (ambaiamba. la) mt, a, (miambalambald): Manao teny tsy mazava loa. tra,tohiny