Litera M
Miahanahana: (ahana) mt, s,: Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahana…tohiny
Miahiahy: (ahiahy) mt, p,: Mitorotoroka olona ao an-tsai. na ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao ueliuely aho…tohiny
Miahonahona: mt, s,: Mitovy amin'ny Miahanahan,tohiny
Miahotra: (ahotra) mt, s,: Mijanon tampoka eo am-pandehanna na eo am.panaovanjavatra: Niahotra aho raha nahare…tohiny
Miaika: (aika) p.t.: Mikitroka mifanizina: Niaika ny uahoa'. ka teo amin'ny kianjan'i Ma. hamasina,tohiny
Miaiky: (aiky, eky) mt, s, (mi. aike): Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan'Andriamanitra aho…tohiny
Miaina: (aina) mt, s.: Maneho ny fahavelomana amin'ny fi. tepon'ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana,…tohiny
Miainga: (ainga) mt. s, (miain. ga): (mitovy amin'ny Manainga) Miala amin'ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny…tohiny
Miainga: Miala amin'ny 4 maraina izahay rahampitso, - F,.p,: Miala aina: matai. / Miala faran'ny lohany: mio.…tohiny
Miainginaingina: (ainginaingina) mt, s. (mlainginaingena): Mipetraka ssy marin-t oerana tsara eo ambony zavatra.tohiny
Miaingitra: (aingitra) mt, s: Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin'ny hafa, mihaitraitra:…tohiny
Miajokajoka: mt, s,: Mitovy aamin'ny Miadokadoka.tohiny
Miakanakana: (ahana, akanaka, na) mt, s.: Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan'ny lela miteny misosa…tohiny