Litera M
Menomenona: na Menimenina a,: Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin'olona; kamenona: Tsy ny raharaha no…tohiny
Mentsomentsona: a,: TenitenY betsaka tsy misy antony; fi. bedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy…tohiny
Merika: (erika) Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba, / Meri-dava any…tohiny
Metaly: (fr. m?tal) a,: Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra…tohiny
Metatra: (fr, m?tre) a,: Halavan-drefy vahiny mitovy a. amin'ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty…tohiny
Metisy: (fr, m?tis) a, sady Terak'olona samy hafa firazanana; safiotra, zafindraony, - Lamba metisy: ilay antsoina…tohiny
Metroka: Enti-milaza tarehy mivindimbldina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy i. zao? 1 h,o,:…tohiny