Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Menabe: a.: (taloha) Tany nankina mivantana amin'ny mpanjaka. (Jar. Menakely).tohiny
Menabony: (abony) mt.p.: Manangoly mba hamitaka. tohiny
Menafify: p.t.: Mena antitra: Volombavan'antitra hariva vao menafify.tohiny
Menahara: P.t.: Mena somary mangirana.tohiny
Menaina: (mena) mt, (me- nao): Atao tonga mena.tohiny
menainy: Jer. [mena], ataony mena.tohiny
Menaka: a.: Tsiranorano matevintevina nefa malemy, mihanaka eran'ny tsiratsira-nofon'ny olona na biby matavy…tohiny
Menakely: a,: (taloha) Tany iadidian'ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely…tohiny
Menakely: a.: Karaza.mofo a. tao amin'ny kobam-bary misy siramamy ka endasina.tohiny
Menamaso: a,: Anaram -b orona karazana papelika (Ery. throxylum nitidulum).tohiny
Menapina: p.t.: Volon-doko mandray ny vonY sy ny me-na.tohiny
Menarana: a.: Karazambibilava lehibe,tohiny
Menatra: (henatra) P.t.: Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry…tohiny
Menavava: Zaza vao tera-ka: Zazakely vao menavava.tohiny
Menavazana: (jer. io teny ici). / Mena ambanin'ny me-na: enti-milaza olona ma. nam-pahefana izay mbola ambanin'ny…tohiny
Menavazana: p,t. na a,: Efa ela nanaovana, tranainy: lreny efa mpampianatra menavazana. ? Olona nanao raharahamiaramila…tohiny
Mendo: na Mendomendo p.t.: Misy menaka ka minendonendo, mandimandina,tohiny
Mendrika: (endrlka) p.t.: Entimilaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan'ny tenany:…tohiny
Mendy: (endy) p.t.: Nandrahoina tamin'ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy i. zay ny hena ka esory. ~…tohiny
Menimenenina: (menimeny) mt. ih. (menimeneno): Tarlavana, itarainana: Zavatra betsaka no nomenimeneniny tao. * F,-p,:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871