Litera M
Mbavy: a,: Hazo kely tsara fire. hitra ka nanaovan'ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin'ny alina.tohiny
Mbay: (kianteny): Mihataha kely (tenY entina mangatadalana, solon'ny "aza fady"): Mbay, tompoko, Mbay lalana…tohiny
Mbetika: p. mt.: Mbetika,,, mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a.…tohiny
Mbola: p. mt.: (miaraka amin' ny milaza ny ankehitriny na ny lasa): enti-milaza fa eo am-panaovana na teo am-panaovana…tohiny
Mbomba: a,: Asa ataon'ny reny manarona ny zanany amin'ny sandriny ? na ny renakoho amin'ny elany ?ka mamihina…tohiny
Mbombaina: (mbomba) mt, ih, (mbombao, mbombay): Saronana amin'ny sandry a. amin'ny elatra: Mbom)say ny elatrao…tohiny
Mby: mt,: Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am.bauahady ny fahaualo…tohiny
Meda: na Medameda p.t.: Miresaresa, tsy maka mahery, mi. raikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin'izay…tohiny
Medaly: (angL medal) a.: Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin'ny firenena,…tohiny
Meday: (fr. m?daille) a.: Takela-metaly boribory misy sarin'olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana…tohiny
Mehina: (mail? a) mt. ih, (meho): Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritrere.…tohiny
Meksikanina: (fr, mexicain) a,: Ny firenena monina any a. amin'ny tanin'i Meksika (A-merika afovoany sy avara. tra):…tohiny
Melohine: Hamelohina (main-ka) mt. th, (mejohy): Atao miolaka, miforitra: Nomelo. hin'ny ankizy, nohamelo. hin'ny…tohiny
Meloka: (heloka) P.t.: Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka, ? h,o,: Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka,…tohiny