Litera M
Masaosao: (saosa) p.t.: Tsy ma-lama fa marokoroko: Masao_ sao ny uatouary raha safoina ? M,h,: Masaisay, maraorao,…tohiny
Masay: a.: Vady faharoan'ny lehilahy mampirafy: Nam. Pirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be…tohiny
Masera: (fr. ma soeur) a: Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona…tohiny
Maseva: a,: Korintsana natao tamin'ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy:…tohiny
Masiaka: (siaka) p.t.: Tia mam. pijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana. 1 Ma-nana tsiro manaikitra,…tohiny
Masikita: a.: Didin-kena lavalava izay atsatsika amin'ny a-fo. ? M. h.: (any anindrana) Soza, safindran.tohiny
Masikoro: a.: Zanapoko sakalava andrefana, aty amin'ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin'…tohiny
Masimasy: p.t.: Tsy rotodrototra, tsy mba miraidraika, midarondarona, Mimasimasy, fimasimasy, mpimasimasy / imasimasiana,…tohiny
Masina: (hasina) Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina, 1 Voa. tokana…tohiny
Masinandro: a,: Zavamaniry fanao fanafody.tohiny
Masinankorona: a: Zavamaniry fanao tambavy.tohiny
Masinina: (fr, machine) a.: Fia-sana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin'ny milin,…tohiny
Masinkateloana: a.: Ody tsy mahavoa raha tsy afaka hateloana.tohiny