Litera M
Mardranto: (ranto) mt.p. (man-da ntoa): Mandeha manao va otra any an-tany lavitra n7 fonenan'ny tena: Eninta ma…tohiny
Marefo: (refo) p.t.: Mora tapa-ka, mora vaky: Marefo ny rantaan.kazo maina, ? M,h,: Malia, makiana,tohiny
Mareforefo: (refo) p.t.: Mora vaky izaitsizy, ~ a,: Karazan' ahitra.tohiny
Marenina: (renina) p.t.: Tsy mandre, donto: Marenina ha_ trany an-kibon-dreniny io olona io, ? h,i,: Enti-milaza…tohiny
Maresaka: (resaka) p.t.: Resahin'ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresa. ka amin'izao fotoana izao…tohiny
Marevaka: (revaka) p.t.: Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina.tohiny
Maria: (ria) p.t.: Ilazana ny toetran'ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin'ny rano…tohiny
Mariaka: Mariadriaka fa indrin. dra Sariaka (riaka) p.t.: Falifaly lalandava amin'ny fifandraisana aman'olona,tohiny
Mariazy: (fr, mariage) a,: Faneken'ny lehilahy sy vehivavy hivady marina eo anatrehan' ny fanjakana sy ny flangonana.tohiny
Maridrefy: a.: Filazana habe na halavan-javatra amin'ny taipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n'ny tena…tohiny
Marihitra: (rihitra) p.t.: Sady matevina no maditidity: Am. Pio tany lhany ity rano lty harihitra taara,tohiny
Marijijaka: (Tam) a.: Omby mainty misy pentimpentina fotsy eo an-kandriny..tohiny
Marika: (fr, marque) a,: Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romani-na, 1 Fanisana, fahaizana…tohiny
Marikivy: p.t.: Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana, - t.i.f.:…tohiny
Marikoditra: (marika - hoditra) p.t.: Mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo,tohiny
Marikoriko: (rikoriko) Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa manda. lo…tohiny
Marimarika: p.t.: Mahina, ma. himahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tay nampoiziko…tohiny