Litera M
Mantsy: Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina…tohiny
Maoderina: (fr, moderne) p.t.: Misy ankehitriny: Ny sam. bondanitra dia azo lazaina ho uokatry ny fikarohan'ny…tohiny
maody: (ma-ody) Mitondra ody fiarovan'tena amin'ny ody ratsy na fanafody itandremana amin'ny aretina, Malina.…tohiny
Maody: na Maodimaody p.t.: 'Mahina, mahimahina ka miomanomana amin'izay ho avy, mitandrina, malina: Mb? maodimaody…tohiny
Maola: na Maolamaola p.t.: Mi. pelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti. maola; tsy ny taona…tohiny
Maona: a.: Firiotana mafy, fandehanana hafngana, - t.i.f,: Mimaona, fimaona, mpimaona / imaonana, fima. onana…tohiny
Maonjana: p.t.: (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao…tohiny
Maonjanina: (maonjana) mt, ih,: Atao tonga mavesatra,tohiny
Maorina: na Maorona p.t.: Tsa. ra fijoro, tsara orina, ? Kelikely matotra, mendrika: Maorimaorina ilay tranona.…tohiny
Maosy: (hosy) Voahosiho. sy, voahitsakitsaka: Efa mao- sy ery ny ahitra andalouanareo maraln.tsy hariva, 1…tohiny
Maotantsiva: (Ski) a,: Hoza-dra lehibe ambanin'ny hazonda. mosina akaikin'ny trafon'ny omby.tohiny
Maotera: (fr, moteur) a.: Fitam. baran'ny mima miteraka he. ry mampandeha fiasana na fiara jray.tohiny