Litera M
Manosona: (sosona) mt, p, (ma. nosdna): Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manoso. na…tohiny
Manosotra: (hosotra) mt, P. (manosora): Mandalotra, manatavona amin'ny menaka, Sahondra tsan'alina. ? Manamasina,…tohiny
Manosy: (hosy) mt, p, (mano. se): Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao 1 h,o,: Manao tsinontsinona…tohiny
Manota: (ota) mt. p. (manotd): Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe…tohiny
Manotahota: (tinta) mt, s,: Miteraka fanaintainana, fanintontsintonana ao amin'ny tena,tohiny
Manotikotika: (kotika) mt. p. (manotikoteha): Mamotipotika: Aza manotikotika ny ahanjoko, + Mampisafotofoto, mampisavorovoro:…tohiny
Manoto: (toto) mt. P. (mono. toa): Mamely amin'ny flsoirana amin'ny tandroka: Mora fan,tarina ny omby manoto,…tohiny
Manotohoto: (hoto) mt. P. (manotohotoa): Mandrovitra, mandrotika, mamotipotika,tohiny
Manotototo: (totototo) mt. P. (manotototoa): Mampivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy inona,tohiny
Manototra: (tototra) mt. P. (manotora): Manarona: Manototra tany ny vodihazo, * Mameno: Manototra na. handro ny…tohiny
Manototra: (tototra) mt, s. (manotbra): Manetsiketsika ny foly amin'ny fanenjanana azy ka amin'izay izy mitovy…tohiny
Manotraka: p.t.: Misy ketrona, miketrronketrona: Manotraka ny hoditr'io biby io, + Mailamailaka, marisika: Nano…tohiny
Manotrika: (otrika) mt. P, (manotreha): Mitahiry vain'afo ao anaty lavenona: Manotriha afo. 1 Manao amin'ny toerana…tohiny
Manotrona: (otrona) mt. P. (manotri)na): Mamihina na manodidina amin'ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo…tohiny
Manotsokotsoka: (kotsokotso. ka) mt, P. (manotsokotso. ha): Manetsiketsika.tohiny