Litera M
Manoranorana: (oranorana) mt. P. (manoranordna): Mihinana mamosibosika, 1 Mahatonga fanaintainana, fanombotrombotana,tohiny
Manoratra: (soratra) mt. P. (manorata): Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mohay manoratra i Bakoly. 1tohiny
Manorika: (tsoriha) mt, s.: Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan'ny zavatra iray: Nanoriha nanaraha ny…tohiny
Manorina: (orina) mt, p. (manorena): Manangana, mam-Piioro: Manorina trano, ? h,o.: Manorina fikambanana, tokantrano.…tohiny
Manorirana: (rirana) mt, s. (manorirdna): Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana:…tohiny
Manorisory: (sory) mt, p. (ma. norisoria): Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mi. hitsy izany tabataba ataon'…tohiny
Manoritra: (sorltra) mt, p, (manortta): Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany a. min'ny tady. / Manoritra…tohiny
Manoro: (toro) mt, p, (mano. roa): Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana manhany an.tsena, ? Mampahafantatra,…tohiny
Manorobona: (robona) mt, s,: Tsara faniry sy maitso ravi-na (fiteny fandre matetika amin'ny tononkalo mba hilazana…tohiny
Manoroka: (oroka) mt, p, (manoroha): Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pltlavana…tohiny
Manorotoro: (torotoro) mt. P. (manorotoroa): Mamaky potipotika, manamontsana.tohiny
Manorotra: na Miorotra (orotra) mt. p, (manorosa na manorota): Manongotra mandriry amin'ny tanana, manapaka amin'ny…tohiny
Manosika: (tosika) mt. p, (ma. noseha): Mandronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka: Aza manosi.…tohiny