Litera M
Manonkona: (honkona) mt.p. (mana nkdna): Manisy honkona, na anjonjany ()ty bori bory itsofohan'ny zaran'antsy na…tohiny
Manonona: (tonona) mt. P. (manonona): Manambara amin'ny feo: Tsy haln'Isam. bilo ny manonona ny hoe: "tsa". •…tohiny
Manonona: (onona) mt.p. (manonona): Manony, ma. naketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny ala. halo.
tohiny
Manononkonona: (kononkono. na) rra. p, (manononkonona): Manafina any anaty akanjo, manakontakona,tohiny
Manonpotra: (ongotra) mt. p, (manongota): Manala hatramin'ny fakany: Nisy nanan_ gotra lahy ilay zanakazo namboleko!…tohiny
Manonta: (tonta) mt, p, (ma. nontd): Maniera, 1 Manao printy: Manonta boky, ? Mampiditra anaty lasitra, manao…tohiny
Manontany: (ontany) mt, p, (mana ntania): Manao teny mila setriny na valiny: Ma. nontany anao aho ka ualio, * Manadina:…tohiny
Manontolo: (tontolo) p.t.: Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo - F, p,: Manontolo fo:…tohiny
Manontona: (tontona) mt, p. (manont?na): Mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana.tohiny
Manontsana: (ontsana) mt. p, (manontsana): Manakorian. drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra…tohiny
Manontsona: (hontsona) mt, p, (manonts?na): Manetsika, manozongozona: Iza no afaka hanontsona ity vato it9,tohiny
Manony: (tony) mt, p, (mono. ne): Manaketraka: Hain'i Kristy ny nanony ny tafio. driuotra, ? Mampionona: Ma.…tohiny
Manopatopa: (topatopa): Mitovy amin'ny Mitopatopa.tohiny