Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manondrolanitra: a.: Zavamaniry manondro ambony rehefa voakasika, sady mihorongorona, tohiny
Manondrotra: (sondrotra) mt, p, (manondrota): Mampakatra na manainga ho ambony, amin'ny hevitra arabakiteny na an'ohatra:…tohiny
Manonga: (fit.-p.) mt,: Miakatra, tohiny
Manonga: (onga) mt, p, (ma-none): Mamoritra, manainga kely nY ilany, tohiny
Manongaka: (ongaka) mt. P. (manongaha): Manesotra, mifaoka, mitondra (zavatra maro): Riuotra ue no nanon. gaka…tohiny
Manongalika: Mitovy amin'ny Mandohalika, tohiny
Manongana: (ongana) mf, P. (manongdna): Maniera zavatra ka ny lohany no atao am. bany: Iza no nanongana ity sariuongana…tohiny
Manongika: Manatongika (ton. gika) mt, p,: Mampitohito. hy, mamoritra, mitohy: Manongika ualala. • Mandrisika hanao…tohiny
Manongilana: (tongilana) mt. P. (manongilàna): Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny, • Manondrika: Manon. gltana…tohiny
Manongo: (tsongo) mt. p, (ma. nongda): Manery amin'ny hohon-tanana roa: Manongo an,jandriny foana io xaza io,…tohiny
Manongoa: (tongoa) mt.p. (ma_ nongoaua): Manavosa, manavovona, mampifanongoa: Ma. nongoaua vato eto amin'ity toerana…tohiny
Manongona: (songona) mt, p, (manongbna): Mihoatra ny hafa mifaninana amin'ny te-na: Tsy nisy nanongona ny soavaliko…tohiny
Manongonongona: (ongonon. gona) mt. p, (manongonon. gdna): Mampiavosa tany. ? Mampitandrina rahateo. tohiny
Manongotra: (tongotra) mt, p. (manongora): Mandray amin'ny tongotra. tohiny
Manonitony: (tonitony) mt, p,: Mikapoka malemilemy na moramora, 1 Manavokavoka, mandarodaroka, tohiny
Manonitra: (onitra) mt.p. (ma. nonera): Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy, •Manolo,manefa: Hanonitra…tohiny
Manonja: (onja) mt, s, (manon Misy onja; misamboaravoaran'ny onja: Nanonja ny ranomasina androany, tohiny
Manonjaka: (onjaka) mt, p, (manory'aha): Mively, mikapoka, amin'nY langllangy, tohiny
Manonjina: (onjina) mt, P. (manonjena): Mampiraika, mampirôna ny ioha, ny vatana,,, tohiny
Manonjona: (tonjona) mt, p, (manory'ona): Mambata, manentana, manainga, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0247