Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manombotomboka: (tomboka) mt, p. (manombotombdha): Miampanga olona amin'ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika,…tohiny
Manombotra: (ombotra) mt, P. (manombota): Manongotra amin-kery, tohiny
Manombotrombotra: (ombo_ trombotra) mt, Enti-milaza ny nify maharary izay manaintafna izaitsizy, tohiny
Manome: (onze) mt, p, (mono. meza): Mahafoy: Manome vola ny mahantra, 1 Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko…tohiny
Manominda: (sominda) mt, p, (manomindd): Manapa-tenda: Matokia manominda fa 1-zaho eto hitana ny tongony (flten,),…tohiny
Manomoka: (homoka) mt, p,: Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava, tohiny
Manomokomoka: (komoka) mt, p, (manomokomoha): Mitsako zavatra nefa ny vava tsy misokatra. tohiny
Manompa: (ompa) Manozona, maniry ratsy ho an'olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany izao tsy…tohiny
Manompana: (ompana) mt. p, (manompàna): Mandraikitra, manankina: Betsaka no ma. nompana ny fanantenany amin'ny…tohiny
Manompirana: (sompirana) mt.p. (manompirdna): Manao zavatra, mipetraka, mijery,,, tsy mba mahltsy fa mivilana: Manompirana…tohiny
Manompo: (tompo) mt, p. (manompoa): Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa, • Manao ny…tohiny
Manonaka: (honaka) mt, s.: Mianjera noho ny havfzanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny,…tohiny
Manondana: (ondana) mt, P. (manonddna): Manohana (ny lohan'ny olona marary ka misolo ondana ho azy), tohiny
Manondraka: (tondraka) mt, p, (matin ndMita) : Mampiditra rano amin'ny tanY fambolena na mandraraka rano amin' ny…tohiny
Manondrana: (ondrana) mt, p, (mano nd rd na): Mande fa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin'ny sambo:…tohiny
Manondrana: (ondrana) mt, s,: Mihetsika hadalana: Manon. drona indray,Ikoto atsy auaratra 1 Manambady olon-tsy heny…tohiny
Manondrika: (ondrika) mt, p, (manondreha): Mampilefitra (loha), mampirona, mamplraika. tohiny
Manondritra: na Manondrotra (tondrttra) mt. p, (manondri. ta, manondrota): Manatodika, 1 Manolaka (hadisoana), r•…tohiny
Manondro: (tondro)mt.p. (manondroa): Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin'ny rantsantanan na amin'ny…tohiny
Manondrokondraka: (hondro. kondroka) mt, s,: Manaitra ny filan'ny nofo amin'ny fihetslka pilapilaka sy jefljefy, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019