Litera M
Manohina: (tohina) mt. P. (manohina): Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sariuongana dia…tohiny
Manohitra: (tohitra) mt, P. (manohèra): Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika, ? Manda tsy hanaraka:…tohiny
Manohoka: (tohoka) mt. p, (manohofa): Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa ha. nohoka…tohiny
Manohoka: (hohoka) mt. P. (manoho fa): Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany, ? Mandentika…tohiny
Manohona: (ohona) mt, p, (manohdna): Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho…tohiny
Manohy: (tohy) mt. P. (mano. hiza): Manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly me-na,…tohiny
Manoina: (toina) mt, p,: Mamaly (antan): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i…tohiny
Manoitra: (oitra) mt. p. (manoira): Manainga zavatra mavesatra na miraikitra amin' ny alalan'nY fanoto na bara…tohiny
Manoitsoitra: (soitsoitra) mt, Manohitra ny fitondrana,
tohiny
Manokana: (tokana) mt, p, (ma. nokdna): Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin'ny hafa: Manoka.…tohiny
Manokatra: (sokatra) mt, p, (manokafa): Manao izay hahitana nY ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny saronY…tohiny
Manoko: (toko) mt, p, (mono. koa): Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko uoanjo, * Mandahatra ny vatom-panorona…tohiny
Manokona: (tokona) mt, P. (manokona): Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody…tohiny
Manolaka: (tolaka) mt, p, (manoldha): Manodina: Nisy riuotra nanolaka ny uarauarana. ? Mamily, manasafelika: Hainy…tohiny
Manolana: (olana) mt, p, (ma. noldna): Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan. damba,…tohiny
Manolatola: (tolatola) mt, p.: Mitovy amin'ny Manatolatola.
tohiny