Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manodina: (hodina) mt, P. (ma. nodfna): Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity mi. lina ity? ? Mampiova: Nisy…tohiny
Manoditra: (hoditra) mt. P. na mt, s. (manodira): Manendakoditra: Manodi-boankazo, / Manoditra omby, ? Maharangotra…tohiny
Manoditra: (toditra) mt.p. (manodira): Manandrana kely nY sakafo mbola tsy tena masaka tohiny
Manodivitra: (hodiuitra) mt, p, (manodiuira): Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay naha. potrahany omaly no nanodivitra…tohiny
Manodoka: (sodoka) mt, p,: Mamitaka amin'ny fljerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny maso_ ko.…tohiny
Manody: (tody) mt, p, (mono. didua): Miverina amin'ny te-na mano, mifotitra: Manodiaua anao izao, / Soa atao…tohiny
Manofa: (ho fa) mt.p. (manofd): Mandoa vola amin'ny zavatr' olona amplasaina na trano ipetrahana: Manofa na…tohiny
Manofa: (ho fa) mt. p, (manofd): Miantso amin'ny alalan'ny famantarana amin'ny lamba, satroka, tanana,,,: Manofa…tohiny
Manofakofaka: (ofaka) mt, p, (manofakofaha): Manendaka hodi-biby na zavatra. tohiny
Manofana: (ofana) mt, p, (ma. nofdna); Manatsoboka mata.. ly vao avy nodorana ao anaty rafla na diloilo mangatsiaka…tohiny
Manofina: (sofina) mt, p,: Mandrirotra, mamivitra sofln' olona, tohiny
Manofoka: (Rt!) a, na p.t.: Teny ilazana nY tandrok'omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky, tohiny
Manofy: na Manonofy (nofy) mt, p, (manofisa, manonofi. sa): Mahita amin'ny torimaso: Nanonofy an.dRakoto raina,…tohiny
Manogo: (hogo) mt, p, (manogoa): Mandamaka ny volo: Iza no nanogo ny uolon'ity zaza lty? tohiny
Manoha: (toha) mt, p,: Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hiuoaka, ? Manohitra zavatra mahery: Manoha riana,…tohiny
Manohana: (tohana) mt, p, (manohdna): Manisy tohana: Manohana rindrina, ? ho: Manohana ny fanjakana, ? Manakana:…tohiny
Manohantohana: (tohana) mt, p. (manohantohana): Manisy zavatra miaro tsy hianjera na hirona, tohiny
Manohatra: (ohatra) mt.p. (ma. nohara): Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tara. poka…tohiny
Manohatra: (tohatra) mt, p,: Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza. tohiny
Manohatsiavy: a.: Karazan-javamaniry. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0188