Litera M
Mankatelina: (telina) mt. P.: Mandray na manaiky amimpahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho,
tohiny
Mankato: (to) mt. p, (manka. toava): Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankato ny hevitrao…tohiny
Mankatratra: (tratra) mt, P. (mankatrara): Manatratra nY vadin'ny tena miray amin' olon-kafa.
tohiny
Mankeroa: (eroa) mt, s,: Mandeha, manatona eroa: Varia_ na aho m?ery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa,…tohiny
Manketry: (et') mt. s,: Mande-ha, manatona ete: Tsy ma. hazo mankety', hono, izahay, ry dada?
tohiny
Manketsy: (etsy) mt, s,: Mandeha manatona etsy: Tsy manârara anao tsy hanketsy an-davarangana aho,
tohiny
Manko: Kian-teny milaza: 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoko anay ô 2) Toe-javatra toa…tohiny
Manoantoana: (toantoana): Mitovy amin'ny Mitoantoana,
tohiny
Manoatoa: (toatoa) mt, s,: Milaza zavatra tsy mbola fanta. tra mazava; miomana hain. gana, mametra andro handehanana…tohiny
Manoatra: (hoatra) mt, p,: Manan-tombo: Manoatra an. dRakoto amin'ny havoventy Robe, 1 Mahery lanja, tsara kokoa:…tohiny
Manobatoba: (tobatoba) mt, p, (manobatobà): Manetsiketsika (rano), manakobana manatobaka, / Mandanilany foana, midodadoda:…tohiny
Manobonobona: (obona) mt, P. (manobonobdna): Manabontsina ny lamba entina.
tohiny
Manodidina: (hodidina) mt.p. na mt.s. (manodidtha): Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina…tohiny