Litera M
Mankaiza: (aiza) mt, s.: Mande-ha ho aiza?: Nankafza ny zokinao? 1 Mihazo aiza: Mankaiza re ity lalana lty e?…tohiny
Mankalalina: Manalalina (lalina) mt, p.: Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny ualin-teny nataony,…tohiny
Mankalaza: (laza) mt, p, (mankalazà): Manome voninahitra lehibe, midera: Mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy…tohiny
Mankalemilemy: (lemilemy) mi, p,: Mahatonga halemilemy: Mankalemilemy tzany andro taon y.
tohiny
Mankaleo: (lao) mt, p.: Mahatonga ho lao, tofoka bobo-ka; mahatola: Mankâleo ny fianarana raha aletra fotsiny…tohiny
Mankaloiloy: (loiloy) mt, p.: Maha te handoa, mahatonga hisalebolebo,
tohiny
Mankaloza: (loza) mt, p.: Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy, / Mahatonga…tohiny
Mankamamy: (mamy) mt, p, (mankamamia): Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho. / Tia,…tohiny
Mankamasina: (masina) mt. p,: Manaja ho toy ny zavaanasina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristlanina 1 Mitsaoka,…tohiny
Mankanavy: (aisy) mt, p,: Mahatonga hanavy. 'Mankandoa (Loa) mt, p,: Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy…tohiny
Mankarary: (rary) mt, p,: Ma. hatonga tsy ho salama, ma. nome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny,…tohiny
Mankarenina: (marenina) mt, P.: Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenima: Asalvo mangina izany ankizy…tohiny
Mankasarotra: (sarotra) mt, p.:Mit ovy amin'ny Manasarotra ihany fa tsy fampiasa firy.
tohiny
Mankasiaka: (siaka) mt. P. (mankasiaha): Mahatonga hasiaka: Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo…tohiny
Mankasitraka: (sitraka) mt. P. (mankasitraha): Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zauabitany…tohiny