Litera M
Maika: (aika) p.t.: Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho. • Maimay hanao zavatra, dodona: Maika…tohiny
Mailaka: p.t.: Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka er? izy raha mande-ha. • Havanambanana,…tohiny
Mailo: p.t: Malina sady kinga maso, feno fitandremana: A-oka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana…tohiny
Maimaizina: (maimay) mt.ih. (maimaizo): Asaina manao na mandeha haingana; dodo-nana, mehina.
tohiny
Maimay: (hay) p.t.: Dodona, maika: Maimay er? izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray.
tohiny
Maimbo: (imbo) p.t.: Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo ity atody i-t? izany. • ho.: Afa-baraka:…tohiny
Maimbo: reny: ilazana ny ro- Mai nono na ny tantely manomboka ho simba, mavao. / Maimbo tain'akoho: akohokely…tohiny
Maimbokely: (t. tr.) a.: Tongologasy.
tohiny
Maina: p.t.: Tsy lena, tsy man-do: Efa maina ny lamba ka ampidiro. • Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy…tohiny
Maingoka: a.: Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin'ny rambo mifaingoka izay…tohiny
Mainina: (maina) mt.ih. (mai-no): Atao tonga maina: Mai-no ny soratra alohan'ny hamadihanao ny takelaka.
tohiny
Mainka: pmt,: Tenyenti-milaza ny hevitra hoe: "hanao ahoana re raha toa ka..., ho bebe kokoa indray raha toa…tohiny
Maintisina: (mainty) ?nt-(main tiso) : Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin'ny fanafody ny voiony.…tohiny