Litera M
Manjary: (zary) mt, p, (mania. ria): Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry, 1 Miofo ho: Manjary angidina…tohiny
Manjato: (zato) mt, p, (maniatoa): Mizara zato, mizara ho antokony zato, 1 Mihamanankarena, manankarena,
tohiny
Manjavona: (zavona) p,t; Entimilaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny an_ dro) aninaraina, ? Entimiiaza…tohiny
Manjavozavo: (zavozauo) p.t.: Maizimaizina, somambisamby: Manjauozauo izany andro izany, 1 Tsy mahita tsara: Angaha…tohiny
Manjehy: (zehy) mt, p, (manie-ha): Mandrefy amin'ny ze. hy: Manjehy nysakan.teno. na, ? Maminavina, mametra,…tohiny
Manjelatra: (jeiatra) mt.s.: Mamoaka hazavana: Misy ktatana manjelatra noho ny sasa_ ny, ? Mamoaka hazavana toa…tohiny
Manjembijemby: (jemby) p,t; Manjavozavona, pahimpahina ny maso, 1 Matroka, manjavona noho ny fofon'aina na ny fofon-drano…tohiny
Manjenjena: na Mizenjena (zen_ jena) mt, s,: Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenirenY,…tohiny
Manjenjina: (jenjina) mt, p, (manjenjena): Manao izay hahafanina; hahajemby,
tohiny
Manjepizepy: (zepizepy) p,t; Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin'ny faritra a. tsimo…tohiny
Manjera: (zera) mt, p, (manjera): Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tauim.boninkazo teto ka uaky…tohiny
Manjevo: na Manjevozevo (zevo) mt, p, (manjevoa): Mampifangaro: Manjevo ny kisoa sy ny ondry.
tohiny
Manjilatra: (jilatra)'p.t.: Misaraka na mielakelaka somaradimbana: Sao manjilatra ity lamba ity fa fehezo, ? Misy…tohiny
Manjinga: (zinga) mt. s, (man_ jingd): Manovo amin'ny zinga: Antsoy i Bozy hanjinga ny rano ao an.tsinibe,
tohiny
Manjo: (zo) mt. p,: Mahazo, mihatra: Tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any, 1 Enti-milaza loza na fahoriana…tohiny
Manjofo: (jofo) mt, p, (manfofoa): Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao…tohiny
Manjohy: (zohy) mt, p. (manjohia): Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy, 1 Manenjika:…tohiny
Manjojotra: (zojotra) rat, p,: Mamikavika,
tohiny