Litera M
Manivoka: na Manaivoka (aivo. ka) mt, p,: Fampiasan'ny Betsileo ary mitovy hevitra amin'ny Manamaivoka: Mitoto…tohiny
Manizakiza: (kizakiza) mt, P. (manizakizà): Manivaiva manazimba, mamingavinga,
tohiny
Manizina: (izina) mt, p, sy mt, s, (maniztna): Mampaniombona, manamaizina: Dia ha. nizina ny tranontsika va re…tohiny
Manja: p.t.: Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra Mba tiako ny vo…tohiny
Manjaboboka: p.t.: Bobongolo, efa madiva ho lo; rakotra vovoka na lavenona.
tohiny
Manjahana: (zahana) p.t.: Entimilaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody na. latsany, 1 Diso fanantenana,…tohiny
Manjaika: (fit,-p,) mt, s,: Entimilaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro — na midaboka mandry — ka…tohiny
Manjaina: na Hamanjaina (man_ ja) mt, ih, (manjao, haman. jao): Atao tonga mania, lokoana mania,
tohiny
Manjaitra: (zaitra) mt, p, (man_ jaira): Mampikambana lamba amin'ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao,…tohiny
Manjaka: (zaka) mt, p, (manjakd): Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao…tohiny
Manjamaso: a.: Bay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe °'volomaso…tohiny
Manjambena: (jambena) p.t.: Vizana ka mila tsy hahita (maso).
tohiny
Manjanaka: (zanaka) mt, p, (manjandha)t Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talo. han'ny nahaterahanay zanany i…tohiny
Manjanjana: (janjana) mt, s : Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina,
tohiny
Manjanjana: (janjana) mt, P. (manjarydna): Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara.
tohiny