Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manisa: (sisa) mt, p, (manisà): Mamela sisa: Tsy nanisa ua. ry ho ahy lahy ny zokiko! 1 Manokana, mitahiry:…tohiny
Manisa: (isa) mt, p, (manisd): Milaza ny fitohizan'ny isa: Efa mahay manisa ny zona_ ko. 1 Mijery ny isan-javatra…tohiny
Manisatra: (hisatra) mt, p, (ma. nisara): Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona,…tohiny
Manisika: (sisika) mt, p, (manisiha): Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery, 1 Mampiditra ombieny ombieny:…tohiny
Manisina: (isina) mt, p. (mani. sina): Mandefa fofon'aina hivoaka any an'orona mba hi. voahan'ny lelo:Manisin-delo,…tohiny
Manisitra: (isitra) mt, P. (mani. sira): Manda ho nanao hadisoana fa aolaka amin'ny ha-fa. tohiny
Manisy: (isy) mt, p, (manisia): Manampy, mametraka: Ma_ nisy siramamy ny ravimboafotsy, / Manisy uoninkazo eo…tohiny
Manitakita: (kitakita) mt. p. (manitak itd): Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona…tohiny
Manitatra: (itatra) mt, p, (manitara): Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fa nitombo ny…tohiny
Manitikitika: (kitika) rat. P. manitikitiha): Mikasikasika (olona) amin'ny faritra ma. hatonga azy hihomehy, manibokibo:…tohiny
Manito: ((to) mt, p, (manitoa): Manapaka. - F,-p.: Manito tady: entimilaza biby manapaka ny tady amatorana azy;…tohiny
Manitra: p.t.: Manana fofona tsars: Manitra ny vonin'ny telomtoua, ¶ M,h,: Mani-pofona, mamerovero, mandraraka,…tohiny
Manitrandafintsaha: a.: Anaran'ahitra mantra, tohiny
Manitrika: na Manasitrika (sitrika) mt. p, (manitriha, ma. nasitriha): Mandentika: Manasitrika ao anaty rano. ?…tohiny
Manitrikitrika: (itrika) mt, p, (manitrikitriha) : Mandentika mandetra (totohondry). 1 h,o.: Mamelively, mandentidentika:…tohiny
Manitsaka: (hitsaka) mt. p. (manitsaha): Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra, 1 Mandeha na mandia…tohiny
Manitsorohitra: a,: Anaran 'ahitra, tohiny
Manitsy: (hitsy) mt, s. (manitsia): Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy, 1 Mihatraamy,…tohiny
Manivaka: Manivakivaka (ivaha, ivakivaka) mt. s, (mani. uakivaha): Mandalo eo afovoany: Tsy hita Intsony ny hamenarako…tohiny
Manivoana: (ivo) p.t.: Mandeha mandalo eo anelanelany, eo afovoany, ? h,o,: Mahavoa eo amin'ny kendrena indrindra,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0191