Litera M
Maniotsioka: (tsioka) mt, s.: Mifofo malefaka (rivotra). 1 Enti-milaza ny nify marary kely, toa misy mangatsiatsiaka…tohiny
Manipaka: (tsipaka) mt, p, (ma. nipdha): Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao. 1 Manosika…tohiny
Manipakipa: (kipakipa) mt, p,: Manesotra na manendaka na manipy zavatra tsy misy fitandroanafanajana,
tohiny
Manipakipaka: (kipaka) mt. p. , (manipakipaha): Mandroaka tsy mitondra roa, manifakifaka hihataka amin-katezerana,…tohiny
Manipikipy: (kipikipy) mt, p, (manipikipiza): Manipy, mitoraka,
tohiny
Manipy: (tsipy) mt, p, (manipdza): Mandefa zavatra mafy amin'ny tanna, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy…tohiny
Maniraka: (iraka) mt, P. (maniraha): Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io uaouao lehibe io aho. 1 Manendry, manome…tohiny
Manirakira: (kira) mt, p, (ma. nirakird): Mikarakara ny antsipirian-javatra ao an-tokantrano, mividy ny kanonkanon-tokantrano.…tohiny
Manirano: a. sady p.t.: Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin'ny tenan'ny olombelona, ao amin'ny faritra…tohiny
Maniratsira: (tsiratsira) mt, p, (maniratsird): Maneso, manao ho tsinontsinona, mamotsifotsy, manevateva,
tohiny
Manirery: (irery) p. t,: Mipetraka irery tsy misy olona miaraka EuninY: mono no ataonao manirery eto?
tohiny
Mà nirikiry: (kirikiry) mt, p, (manirikiriza): Minia mandà ny hevitr'olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta…tohiny
Manirikiry: na Manakirikiry (kiry) mt. p, (manakirikiriza): Mahatonga ho kirina, manorisory.
tohiny
Manirina: (irina) mt, p,: Manakimpy ny mason'ny olona ho faty na efa maty. * Ohab.: Nandrasan-kanirina vao nampivandravandra:…tohiny
Maniritra: (iritra) mt. p, (mani. rita): Manitrika ao anaty rano, mandevina amin'ny fa-sana vonjimaika.
tohiny