Litera M
Maningina: (tsingina) mt, p, maningtna): Mametaka firaka mahamay amin'ny vifotsy iray mba hampixaikitra na hampitohy…tohiny
Maningoloka: Mitovy amin'ny Mitsingoloka,
tohiny
Maningotra: (singotra) mt, P. (maningora): Maka, misambotra amin'ny tady vavararana: Maningotra omby, 1 Manao amparapaingo:…tohiny
Maninjara: na Manatsinjara mt, p. (maniniard manatsinjard): Mizara ho tokony maro: Manatsinjara ooankazo, 1 Mivarotra…tohiny
Maninjihinjy: (hinjihinjy) p, mt.: Mandritra... manontolo; maninjitra, ngarangidina: E fapolo andro maninjihinjy.…tohiny
Maninjitra: (hinjitra) mt.p. (maninjira): Manenjana: Naniniitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina,
tohiny
Maninona: (inona) mt, s,: Manao inona: Maninona eto ianao? 1 Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy…tohiny
Maninta: (sinta) mt, s.: Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Manin.…tohiny
Maninteralia: (tanteraka) mt. P,: Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka,/Maninteraka ny…tohiny
Manintona: (sintona) mt, p. (manintbna): Mitarika: Manintona ny uy ny andriam_ by, 1 Misarika: Manintona olona…tohiny
Manintsana: (hintsana) mt. P. (manintsdna): Mandraraka amin'ny alalan'ny fanetsiketsehana: Manintsam.parasy eto…tohiny
Manintsivy: (sivy) mt, p,: Ma_ marina intsivy,
tohiny