Litera M
Manimina: (tsimina) mt.p. (ma. nimina): Manjaitra sy mainboatra herana atao tsimina tafontrano,
tohiny
Manina: (hanina) mt. s.: Mahatsiaro ny any lavitra ka ma. lahelo te habita, manembona: Manina ny any aminay…tohiny
Maninakinaka: (hinakinaka) mt, P. (maninakinaha): Mikapoka mafy dia mafy. ¶ M.h.: Mametsapetsa, manavokavoka, manontatonta…tohiny
Maninana: (inana) mis p, (manindna): Miezaka hanao mihoatra noho,,,, miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra…tohiny
Manindao: a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny loha tondro havia ka hatramin'nY soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy…tohiny
Manindao: (indao) mt. p. (ma. nindaosa): Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Auy ny riuotra dia nanindao…tohiny
Manindrahindra: (hindrahin. dra) mt, p, (manindrahin. drd): Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao…tohiny
Manindrana: (indra na indrany) mt s. (manindrdna): Mandeha akaikin'ny,,.; mandeha manaraka ny sisin'ny,,,
tohiny
Manindrika: (tsindrika) mt, s. (manindriha): Manafo trano amin'ny herana.
tohiny
Manindroa: (indroa, roa) mt. P,: Mamerina indroa, * F, p,: Raha manindroa manintelo: tenY fampitandremana mba tsy…tohiny
Manindrona: (tsindrona) mt, p, (manindroma): Mandoaka na mamely amin'ny lohanjava-maranitra, manilo: Ma_ nindrona…tohiny
Manindry: (tsindry) mt, p. (ma. nindria): Manery zavatra avy ambony amin'ny lanjan'ny tena: Manindry fanoitra.…tohiny
Maninefatra: (efatra) rat. Mamerina inefatra.
tohiny
Maninenina: (enina) int.p.: Ma-marina inenina,
tohiny
Maningana: (singana) mt, p, sy mt. s, (maningdna): Manavaka, manova singana, 1 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro,…tohiny
Maninganga: na Manatsinganga (tsinganga) mt. p. (maningangà, manatsingangà): Manainga ny ilany iray: Manatsinganga…tohiny