Litera M
Maniho: (kiho) mt, s.: Manambintana mifanohitra amy,,,, manosika ny,., (fiteny indrindra amin'ny fanandroana…tohiny
Manihy: (hihy) mt, (manihisa): Mikiky (hazo); manala ny hodi.malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka.…tohiny
Manila: (ila) mt (manild): Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay uatan. kazo nibahana teo afovoandalana…tohiny
Manilahila: (hila) mt, p, (manilahild); Mayrpiraika, mampi. rondrona,
tohiny
Manilakila: (kilakila) mt. p. (manilakila): Mamoriporitra, mamozafoza, mandevilevy, ratsy fitondra. ΒΆ M.h.: Mikitakita,…tohiny
Manilana: (ilana) mt. p, (manildna): Mampiraika mampirona, mampitongilana amin'nY ilany iray.
tohiny
Manilangilana: (hilangilana) mt. s.: Mampihilangilana, mana. kivilivily,
tohiny
Manilema: Manakilema (kilema) mt. s, (manakilemd): Manapa-tsandrY na tongotra, manakoro, manimba tarehy,
tohiny
Manilika: (ilika) mt, p. (maniliha): Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?…tohiny
Manilisily: (sily) mt. P. (manilisilia): Tsy manome afa-tsy kely bitika,
tohiny
Manilo: (tsilo) mt.p. (maniloa): Manindrona: Manilo ny tsilo. / Manilo ny rantsan'ny oonindraozy,
tohiny
Manilotsilo: (tsilo) p.t.: Manindrontsindrona etsy sy eroa: Manilotsilo ny volombava tsy noharatana hefarana,
tohiny
Manima: (sima) mt, p, (mont-ma): Manabanga na mandimbana ny molotra arnbony na ny sisin-javatra.
tohiny