Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mangovingovitra: (houitra) p.t.: Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava…tohiny
Mangovitra: (hovitra) mt. s. (mangovita): Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry…tohiny
Mangozohozo: (hozohozo) p, t.: Mivembena noho ny hahiazana. tohiny
Mangy na Nangy: a.: Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy. • lao.: Fanampy, tombo: "Kely…tohiny
Mania: (sia) mt.s.: Mandehaamin'ny lalan-diso: Ondry ma-nia. 1 h.o.: Miala amin'ny lalan'ny fahamarinana. tohiny
Maniaina: hamanjaina, amanja, voamanja j manamanja, fanamanja, mpanamanja j anamanjana, fanamanjana j mahamanja…tohiny
Maniasia: (siasia) mt.s.:Mivily, miblrioka: Tsy mahagaga 1-zany satria mets, maniasia tokoa ny fo, tohiny
Maniboka: (hiboka) mt. p. (maniboha): Manidy amin'ny toerana anankiray ka tsy mamela hivoaka. tohiny
Manidina: (idina) mt, p. (manidina): Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaepy.…tohiny
Manidina: (sidina) mt. s. (manidtna): Mihetsika na mihantona eny amin'ny rivotra amin'ny aialan'ny elatra: Manidina…tohiny
Manidoka: Jer. ManodokaManifaina a.: Aretina na fivontosanajamin'ny nonon'ny vehivavy. tohiny
Manidy: (hidy) mt, p. (manidia): Manao izay tsy hahafahan'ny varavarana, vavahady, hidin-drano,., mivoha: Nanidy…tohiny
Manifakifaka: (kifakifaka) mt. P. (manifakifaha): Manilika, mitsipaka, mandroaka, mainpihataka. tohiny
Manifika: (hifika) mt, p. (manifiha): Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana lzy ka lena ny tarehiko,…tohiny
Manifikifika: (hifikifika) mt p,: Jer, Manifika, tohiny
Manifotra: (hifotra) mt. p,: Mameno; manentsina, manampina, tohiny
Manifotra: p. t,: ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany. 1 h,o,: Entina milaza koa ny olona mora…tohiny
Manify: (nify) p. t.: Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify. 1 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja…tohiny
Manihika: (tsihika) mt, p, (manihifa): Maka hazandrano amin'ny tandroho: Lasa nani. hika any amorona izy, 1 Ma-ka,…tohiny
Manihikihy: (t, tr,) p.t.: Mi. gaingaina, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0193