Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mangoràka: (horaka) p.t.: Me-na mivaivay, mangatrakatraka. tohiny
Mangorangorana: (horangorana) p.t.: Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: In. jany manako ny kotrok'ora. na — Mandreraka…tohiny
Mangoratsaka: (horatsako)p.t.: Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana — Mavamavana…tohiny
Mangorera: (gorera) p.t.: Tsy mavitrika fa osaosa. tohiny
Mangorintsina: (horintsina) p. t,: Manaikitra izaitsizy hatrany amin'ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany,…tohiny
Mangorohoro: (horohoro) p.t.: Matahotra mafy, mangovitry ny tahotra. tohiny
Mangorona: (horona) mangorb. na): Manodina hivoromborona: Mangorona tady, / Mampirina , mandanona: Indreny mangorona…tohiny
Mangorondefona: a.: Anarankazo. tohiny
Mangoronkely: a.: Karazana bibintsaonjo mihorongorona ao anaty ravinkazo, ka ao izy no miofo ho lolo. tohiny
Mangorontsina: na Mangorontsona mt.s.: Mahatsiaro fanaintainana mafy manaikitra toy ny afitsoky ny gaotra. tohiny
Mangorovitsika: (vitsika) mt.s.: Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin'ny…tohiny
Mangotakotaka: (hotakotaka) p.t.: Enti-milaza lavaka na hady sady lalina no be vava. tohiny
Mangotanatana: p.t.: Enti-milaza lavaka na fery misokatra be izaitsizy: Teuana mangotanatana, tohiny
Mangotikotika: (hotikotika) mt. s.: Mahatsiaro fanaintainan-tsinay. tohiny
Mangotraka: (hotraka) p, t.: Enti-milaza rano na zavatra ha-fa hafanaina ka efa matants be miketriketrika: Efa mangotraka…tohiny
Mangotsatsaka: p.t.: Fotsy madio dia madio: Vary mangotsatsaka uidina, rankizy a! tohiny
Mangotsohotso: p.t.: Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ran. joko izany.…tohiny
Mangotsoka: Mangotsokotsoka p.t.: Manaintaina any anatY; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany! / h,o,:…tohiny
Mangovenavena: p.t.: Enti-milaza fery mitanatana be ny vavany. tohiny
Mangovihovy: na Mihovihovy (hoaihouy) p.t.: Mangatsfaka, mangovitry ny hatsiaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0205